Numbers 35:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha misy manosika olona noho ny lolompo na mitoraka olona amin’ny fanotrehana ka mahafaty azy
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha nampitsingadina olona izy, noho ny fankahalany, na nitoraka zavatra tamin’olona tamin’ny fanotrehana, ka nahafatesany azy izany,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha fankahalana no nandonana olona na koa lolom-po no nitorahana azy ka nahafaty azy,
Malagasy Bible 1865
Ary raha misy mamely olona noho ny lolom-po, na mitoraka olona amin'ny fanotrehana, ka mahafaty,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha misy manosika olona noho ny lolompo na mitoraka olona amin’ny fanotrehana ka mahafaty azy
malagasy
Ary raha misy mamely olona noho ny lolom-po, na mitoraka olona amin'ny fanotrehana, ka mahafaty,