Numbers 35:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa raha misy nahatosika olona tsy nahy, fa tsy noho ny fandrafiana, na nahatoraka olona na amin’inona na amin’inona, nefa tsy tamin’ny fanotrehana,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa raha nampitsingadina olona tsy nahy kosa izy, tsy noho ny fankahalana azy, na nitoraka zavatra taminy tsy nikendreny azy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Kanefa mety tsy nahy na tsy filana ady no nandonana olona; mety tsy lolom-po no nitorahana zavatra azy;
Malagasy Bible 1865
Fa raha misy mamely olona tsy nahy, ka tsy noho ny fandrafiana, na mitoraka olona na amin'inona na amin'inona, nefa tsy amin'ny fanotrehana,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa raha misy nahatosika olona tsy nahy, fa tsy noho ny fandrafiana, na nahatoraka olona na amin’inona na amin’inona, nefa tsy tamin’ny fanotrehana,
malagasy
Fa raha misy mamely olona tsy nahy, ka tsy noho ny fandrafiana, na mitoraka olona na amin'inona na amin'inona, nefa tsy amin'ny fanotrehana,