Numbers 35:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
na sendra nanjera vato nahafaty olona, nefa tsy hitany ilay olona fa nianjera taminy ilay vato ary tsy fahavalony ilay olona sady tsy nitady handratra azy izy,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
na nanjera vato tsy nahy taminy, mety hahafaty, ka nahafatesany azy izany, nefa tsy fahavalony izy, na nitady hanisy ratsy azy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
mety misy sendra manjera vato ka nahafaty olona tsy nahy, saingy tsy fahavalon’io olona io izy sady tsy nitady handratra azy.
Malagasy Bible 1865
na sendra manjera vato ka mahafaty olona, nefa tsy hitany, sady tsy fahavalony izy, na mitady handratra azy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
na sendra nanjera vato nahafaty olona, nefa tsy hitany ilay olona fa nianjera taminy ilay vato ary tsy fahavalony ilay olona sady tsy nitady handratra azy izy,
malagasy
na sendra manjera vato ka mahafaty olona, nefa tsy hitany, sady tsy fahavalony izy, na mitady handratra azy,