Numbers 35:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia hotsarain’ny fiangonana ilay namely sy ny mpamaly ra araka ireo lalàna ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia hotsarain’ny fiangonana araka izany lalàna izany ilay namely sy ny mpamaly ra;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Amin’izay, dia hotsarain’ny fiangonana araka izany lalàna izany ny mpamely sy ny mpamaly faty.
Malagasy Bible 1865
dia hotsarain'ny fiangonana ilay namely sy ny mpamaly rà araka izany lalàna izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia hotsarain’ny fiangonana ilay namely sy ny mpamaly ra araka ireo lalàna ireo.
malagasy
dia hotsarain'ny fiangonana ilay namely sy ny mpamaly rà araka izany lalàna izany.