Numbers 35:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa raha mivoaka ho eny ivelan’ny tanàna fialofana izay nalehany tamin’izy nandositra ilay nahafaty olona
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha mivoaka ny faritry ny tanàna fialofana izay nandosirany ilay nahafaty olona,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa raha mivoaka ho ao ivelan’ny tanàna fialokalofana kosa izy,
Malagasy Bible 1865
Fa raha mivoaka ho eo ivelan'ny tanàna fandosirana izay nalehany tamin'izy nandositra ilay nahafaty olona
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa raha mivoaka ho eny ivelan’ny tanàna fialofana izay nalehany tamin’izy nandositra ilay nahafaty olona
malagasy
Fa raha mivoaka ho eo ivelan'ny tanàna fandosirana izay nalehany tamin'izy nandositra ilay nahafaty olona