Numbers 35:27 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ka hitan’ny mpamaly ra eny ivelan’ny tanàna dia azony vonoina izy; ary tsy hisy valin-dra amin’izany
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka azon’ny mpamaly ra any ivelan’ny faritry ny tanàna fialofana, ka vonoin’ny mpamaly ra ilay nahafaty olona, dia tsy heloka ho azy izany vonoana izany;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka hitan’ny mpamaly faty, dia azon’io vonoina ho faty; ary tsy meloka ny mpamaly faty amin’izany,
Malagasy Bible 1865
ka hitan'ny mpamaly rà eo ivelan'ny tanàna, dia azony vonoina izy; ary tsy hisy valin-drà amin'izany,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ka hitan’ny mpamaly ra eny ivelan’ny tanàna dia azony vonoina izy; ary tsy hisy valin-dra amin’izany
malagasy
ka hitan'ny mpamaly rà eo ivelan'ny tanàna, dia azony vonoina izy; ary tsy hisy valin-drà amin'izany,