Numbers 35:28 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
satria tokony hitoetra tao an-tanàna fialofana izy mandra-pahafatin’ny Mpisoronabe; fa rehefa maty ny Mpisoronabe dia mahazo mody any amin’ny zarataniny ihany ilay nahafaty olona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
satria tsy maintsy mitoetra ao an-tanàna fialofana izay nahafaty olona mandra-pahafatin’ny mpisorom-be; fa rehefa maty ny mpisorom-be vao mahazo mody any amin’ny zarataniny ilay nahafaty olona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
satria ilay nahafaty olona tsy nahy dia tokony ho nitoetra tao amin’ny tanàna fialokalofany mandra-pahafatin’ny mpisorombe; fa rehefa maty kosa io, dia mahazo mody any amin’ny zara tany fananany ihany ilay nahafaty olona tsy nahy.
Malagasy Bible 1865
satria tokony ho nitoetra tao an-tanàna fandosirana izy mandra-pahafatin'ny mpisoronabe; fa rehefa maty ny mpisoronabe, dia mahazo mody any amin'ny zara-taniny ihany ilay nahafaty olona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
satria tokony hitoetra tao an-tanàna fialofana izy mandra-pahafatin’ny Mpisoronabe; fa rehefa maty ny Mpisoronabe dia mahazo mody any amin’ny zarataniny ihany ilay nahafaty olona.
malagasy
satria tokony ho nitoetra tao an-tanàna fandosirana izy mandra-pahafatin'ny mpisoronabe; fa rehefa maty ny mpisoronabe, dia mahazo mody any amin'ny zara-taniny ihany ilay nahafaty olona.