Numbers 35:29 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izany dia ho lalàna hitondrana anareo hatramin’ny taranakareo fara aman-dimby any amin’izay rehetra onenanareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ireo lalàna ireo, dia mametra ny rariny harahinareo, ianareo sy ny taranakareo na aiza na aiza honenanareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Izany fomba fanao izany dia hampiharinareo hatrany, na aiza na aiza honenanareo.
Malagasy Bible 1865
Ary izany zavatra izany dia ho lalàna hitondrana anareo hatramin'ny taranakareo fara mandimby eny amin'izay rehetra onenanareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izany dia ho lalàna hitondrana anareo hatramin’ny taranakareo fara aman-dimby any amin’izay rehetra onenanareo.
malagasy
Ary izany zavatra izany dia ho lalàna hitondrana anareo hatramin'ny taranakareo fara mandimby eny amin'izay rehetra onenanareo.