Numbers 35:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ireo tanàna ireo no ho fonenany; ary ny tany dia ho an’ny biby fiompiny sy ny fananany mbamin’ny bibiny rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hanana ny tanànany izy honenany, ary ny tany fiandrasam-biby, dia ho an’ny biby vaventy fiompiny sy ny fananany mbamin’ny bibiny rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny tanàna dia ho azy mba honenany, fa ny tany kosa ho an’ny biby fiompiny sy ny fitaovany ary ny bibiny hafa rehetra.
Malagasy Bible 1865
Koa ny tanàna dia honenany; ary ny tany dia ho an'ny biby fiompiny sy ny fananany mbamin'ny bibiny rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ireo tanàna ireo no ho fonenany; ary ny tany dia ho an’ny biby fiompiny sy ny fananany mbamin’ny bibiny rehetra.
malagasy
Koa ny tanàna dia honenany; ary ny tany dia ho an'ny biby fiompiny sy ny fananany mbamin'ny bibiny rehetra.