Numbers 35:31 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ianareo dia tsy handray avotr’aina avy amin’izay namono olona, izay meloka ka tokony ho faty, fa hovonoina ho faty izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza mandray avotra aina amin’ny mpamono olona mendrika hovonoina noho ny heloka nataony, fa tsy maintsy atao maty izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy handray kolikoly ianareo mba hanavotana ny ain’izay nahafaty olona ka meloka tokony ho faty; eny, hatao maty tokoa izy.
Malagasy Bible 1865
Ary ianareo tsy handray avotry ny ain'ny nahafaty olona, izay meloka ka tokony ho faty; fa hatao maty tokoa izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ianareo dia tsy handray avotr’aina avy amin’izay namono olona, izay meloka ka tokony ho faty, fa hovonoina ho faty izy.
malagasy
Ary ianareo tsy handray avotry ny ain'ny nahafaty olona, izay meloka ka tokony ho faty; fa hatao maty tokoa izy.