Numbers 35:32 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ianareo dia tsy handray vola avotra avy amin’izay nandositra ho ao an-tanàna fialofany mba hodiany indray honina amin’ny taniny raha tsy mbola maty akory ny mpisorona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza mandray avotra amin’izay nandositra ho ao an-tanàna fialofana, mba hahazoany mody hitoetra any amin’ny taniny, alohan’ny fahafatesan’ny mpisorom-be.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy handray kolikoly koa ianareo mba hamelana azy handositra any amin’ny tanàna fialokalofana na hamelana azy hiverina any amin’ny taniny alohan’ny hahafatesan’ny mpisorombe.
Malagasy Bible 1865
Ary ianareo tsy handray avotra ho an'izay mandositra ho ao an-tanàna fandosirana, mba hodiany indray hitoetra amin'ny taniny, raha mbola tsy maty ny mpisorona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ianareo dia tsy handray vola avotra avy amin’izay nandositra ho ao an-tanàna fialofany mba hodiany indray honina amin’ny taniny raha tsy mbola maty akory ny mpisorona.
malagasy
Ary ianareo tsy handray avotra ho an'izay mandositra ho ao an-tanàna fandosirana, mba hodiany indray hitoetra amin'ny taniny, raha mbola tsy maty ny mpisorona.