Numbers 35:33 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza mandoto ny tany izay onenanareo, fa ny ra dia fandotoana ny tany; ary ny tany dia tsy azo anaovana fanavotana ny amin’ny ra izay nalatsaka teo, afa-tsy amin’ny ran’izay nandatsaka azy ihany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza mandoto ny tany onenanareo, fa ny ra no mandoto ny tany, ary tsy misy fanavotana ny tany amin’ny ra nalatsaka afa-tsy ny ran’ny nandatsaka azy ihany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Aza mandoto ny tany onenanareo, fa ny famonoana olona dia fandotoana ny tany. Ary raha misy olona voalatsa-dra, ny tany dia tsy hadio raha tsy maty ny mpandatsa-dra.
Malagasy Bible 1865
Ary aza mametaveta ny tany izay onenanareo, fa ny rà dia fametavetana ny tany; ary ny tany tsy azo anaovana fanavotana ny amin'ny rà izay nalatsaka teo, afa-tsy amin'ny ran'izay nandatsaka azy ihany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza mandoto ny tany izay onenanareo, fa ny ra dia fandotoana ny tany; ary ny tany dia tsy azo anaovana fanavotana ny amin’ny ra izay nalatsaka teo, afa-tsy amin’ny ran’izay nandatsaka azy ihany.
malagasy
Ary aza mametaveta ny tany izay onenanareo, fa ny rà dia fametavetana ny tany; ary ny tany tsy azo anaovana fanavotana ny amin'ny rà izay nalatsaka teo, afa-tsy amin'ny ran'izay nandatsaka azy ihany.Ary aza lotoinareo ny tany onenanareo, izay itoerako; fa Izaho Jehovah mitoetra eo amin'ny Zanak'Isiraely.