Numbers 35:34 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza lotoina ny tany onenanareo izay itoerako; fa Izaho TOMPO no mitoetra eo anivon’ny Zanak’Israely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza manevateva ny tany onenanareo sy onenako koa, fa Izaho no Iaveh mitoetra eo afovoan’ny zanak’i Israely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aza mandoto ny tany izay honenanareo sady honenako eo afovoanareo koa, fa Izaho no TOMPO Izay mitoetra eo anivon’ny Israelita.»
Malagasy Bible 1865
Ary aza lotoinareo ny tany onenanareo, izay itoerako; fa Izaho Jehovah mitoetra eo amin'ny Zanak'Isiraely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza lotoina ny tany onenanareo izay itoerako; fa Izaho TOMPO no mitoetra eo anivon’ny Zanak’Israely.
malagasy
Ary aza lotoinareo ny tany onenanareo, izay itoerako; fa Izaho Jehovah mitoetra eo amin'ny Zanak'Isiraely.