Numbers 35:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa ny tanàna rehetra izay homenareo ny levita dia valo amby efapolo mbamin’ny tany manodidina azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia ho 48 izany no ho tanàna homenareo ny Levita omban’ny tany fiandrasam-bibiny avy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka ny fitambaran’ny tanàna rehetra izay homenareo ny Levita dia 48, miaraka amin’ny tany manodidina hiandrasany ny bibiny.
Malagasy Bible 1865
Koa ny tanàna rehetra izay homenareo ny Levita dia valo amby efa-polo mbamin'ny tany manodidina azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa ny tanàna rehetra izay homenareo ny levita dia valo amby efapolo mbamin’ny tany manodidina azy.
malagasy
Koa ny tanàna rehetra izay homenareo ny Levita dia valo amby efa-polo mbamin'ny tany manodidina azy.