Numbers 36:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay avy tamin’ny fokon’ny taranak’i Manase, zanak’i Josefa, no novadin’ireo, dia nitoetra teo amin’ny fokon’ny mpianakavin’ny rainy ihany ny zarataniny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
nanambady teo amin’ny fianakavian’ny zanak’i Manase zanak’i Josefa izy ireo, ka dia nipetraka tamin’ny fokom-pianakavian-drainy ny lovany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
izany hoe lehilahy taranak’i Manase, zanakalahin’i Jôsefa, ihany no fanambadian’ireo; ka tafajanona tamin’ny fokon-drainy ihany ny zara tany izay nolovany.
Malagasy Bible 1865
Izay avy tamin'ny fokon'ny taranak'i Manase, zanak'i Josefa, no novadin'ireo, ka dia nitoetra teo amin'ny firenen'ny mpianakavin'ny rainy ihany ny zara-taniny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay avy tamin’ny fokon’ny taranak’i Manase, zanak’i Josefa, no novadin’ireo, dia nitoetra teo amin’ny fokon’ny mpianakavin’ny rainy ihany ny zarataniny.
malagasy
Izay avy tamin'ny fokon'ny taranak'i Manase, zanak'i Josefa, no novadin'ireo, ka dia nitoetra teo amin'ny firenen'ny mpianakavin'ny rainy ihany ny zara-taniny.Ireo no didy sy fitsipika izay nandidian'i Jehovah ka nampitondrainy an'i Mosesy ho amin'ny Zanak'Isiraely teo Arbota-moaba, teo amoron'i Jordana tandrifin'i Jeriko.