Numbers 4:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hamelatra lamba manga eo ambonin’ny alitara volamena izy, dia hosaronany rakotra hoditra trozona, ary hataony eo aminy ny baony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny ôtely volamena dia hovelariny lamba jaky volomparasy sy hofonosiny firakotra hodi-dogaona vao hametahany ny baony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hamelatra lamba volomparasy eo amin’ny alitara volamena izy, ka handrakotra izany amin’ny lamba hoditra mafy, ary izay vao hapetrany ny bao.
Malagasy Bible 1865
Ary hamelatra lamba manga eo ambonin'ny alitara volamena izy, dia hosaronany sarona hodi-takasy, ary hataony eo aminy ny baony;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hamelatra lamba manga eo ambonin’ny alitara volamena izy, dia hosaronany rakotra hoditra trozona, ary hataony eo aminy ny baony.
malagasy
Ary hamelatra lamba manga eo ambonin'ny alitara volamena izy, dia hosaronany sarona hodi-takasy, ary hataony eo aminy ny baony;