Numbers 4:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hanaisotra ny lavenona amin’ny alitara izy ka hamelatra lamba volomparasy eo amboniny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoesoriny ny lavenona eo amin’ny ôtely dia hovelarany lamba jaky mena mangatrakatraka eo amboniny;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hoesoriny ny lavenona eo amin’ny alitara ka hamelarany lamba volomparasy eo.
Malagasy Bible 1865
Dia hanaisotra ny lavenona amin'ny alitara izy ka hamelatra lamba volomparasy eo amboniny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hanaisotra ny lavenona amin’ny alitara izy ka hamelatra lamba volomparasy eo amboniny.
malagasy
Dia hanaisotra ny lavenona amin'ny alitara izy ka hamelatra lamba volomparasy eo amboniny.