Numbers 4:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ataovy izay tsy hahafongotra ny fianakavian’ny Kehatita izay naman’ny levita.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tandremo sao voafongotra ny fokon’ny fianakavian’ny Kaatita eo afovoan’ny Levita.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Tandremo izay tsy hahafongotra ny tariky ny Kehatita tsy ho isan’ny Levita.
Malagasy Bible 1865
Ataovy izay tsy hahafongotra ny fokon'ny Kehatita tsy ho amin'ny Levita:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ataovy izay tsy hahafongotra ny fianakavian’ny Kehatita izay naman’ny levita*.
malagasy
Ataovy izay tsy hahafongotra ny fokon'ny Kehatita tsy ho amin'ny Levita: