Numbers 4:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Alao isa ny taranak’i Kehata ao amin’ny taranak’i Levy, araka ny fokony sy ny fianakaviany,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Isao ny taranak’i Kaata amin’ny taranak’i Levỳ, araka ny fianakaviany sy ny fokom-pianakaviany avy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eo amin’ny samy Levita, dia ataovy lisitra isan-tarika sy isam-pianakaviana ny taranak’i Kehàta, feno telopolo taona ka hatramin’ny dimampolo taona, izany hoe ireo rehetra tokony hirotsaka hanao ny asam-panompoana ao amin’ny Tranolay fihaonana.
Malagasy Bible 1865
Alao isa ny taranak'i Kehata eo amin'ny taranak'i Levy, araka ny fokony sy ny fianakaviany,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Alao isa ny taranak’i Kehata ao amin’ny taranak’i Levy, araka ny fokony sy ny fianakaviany,
malagasy
Alao isa ny taranak'i Kehata eo amin'ny taranak'i Levy, araka ny fokony sy ny fianakaviany,