Numbers 4:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy hiditra hijery ny zava-masina izy ireo na dia indray mipy maso akory aza fandrao maty.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa ny Levita kosa dia tsy hiditra hijery ny zavatra masina, na dia indray mipỳ maso aza, fandrao maty izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa tsy ho avy hijery ny fitaovana masina na dia kely akory aza izy ireo sao maty.
Malagasy Bible 1865
fa izy dia tsy hiditra hijery ny fitoerana masina, na dia indray mipi-maso akory aza, fandrao maty.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy hiditra hijery ny zava-masina izy ireo na dia indray mipy maso akory aza fandrao maty.
malagasy
fa izy dia tsy hiditra hijery ny fitoerana masina, na dia indray mipi-maso akory aza, fandrao maty.