Numbers 4:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Alao isa koa ny taranak’i Gersona, araka ny fianakaviany sy ny fokony avy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Isao koa ny taranak’i Gersôna, araka ny fianakaviany avy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Ataovy lisitra isam-pianakaviana sy isan-tarika koa ny taranak’i Gersôna.
Malagasy Bible 1865
Alao isa koa ny taranak'i Gersona, araka ny fianakaviany sy ny fokony avy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Alao isa koa ny taranak’i Gersona, araka ny fianakaviany sy ny fokony avy;
malagasy
Alao isa koa ny taranak'i Gersona, araka ny fianakaviany sy ny fokony avy;