Numbers 4:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao no anjaran’ny fianakavian’ny Gersonita amin’ny fanompoana sy ny entana tokony hoentiny:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no fanompoana hataon’ny fokon’ny Gersônita, dia ny anjara raharahany sy ny anjara entany:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izao no asa hampiandraiketina ny tariky ny Gersônita:
Malagasy Bible 1865
Izao no ho fanompoan'ny fokon'ny Gersonita hanompoany sy hitondrany entana:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao no anjaran’ny fianakavian’ny Gersonita amin’ny fanompoana sy ny entana tokony hoentiny:
malagasy
Izao no ho fanompoan'ny fokon'ny Gersonita hanompoany sy hitondrany entana: