Numbers 4:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny ambain’ny tabernakely sy ny tranolay fihaonana, ny rakotra sy ny sarona hoditra trozona izay eo amboniny, ny varavarana lamba amin’ny varavaran’ny tranolay fihaonana,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hitondra ny ambain’ny Fonenana sy ny trano lay fihaonana izy, mbamin’ny firakony sy ny sarona hodi-dogaona izay fanao eo amboniny, ny varavarana lamba izay eo amin’ny fidiran’ny trano lay fihaonana,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
hitondra ny lamba mandrakotra ny Fonena-masina ny Tranolay fihaonana, ny rakotra lambam-baravarana fidirana eo amin’ny Tranolay fihaonana,
Malagasy Bible 1865
ny ambain'ny tabernakely sy ny trano-lay fihaonana sy ny firakony sy ny sarona hodi-takasy izay eo amboniny, ary ny varavarana lamba amin'ny varavaran'ny trano-lay fihaonana,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny ambain’ny tabernakely* sy ny tranolay fihaonana, ny rakotra sy ny sarona hoditra trozona izay eo amboniny, ny varavarana lamba amin’ny varavaran’ny tranolay fihaonana,
malagasy
ny ambain'ny tabernakely sy ny trano-lay fihaonana sy ny firakony sy ny sarona hodi-takasy izay eo amboniny, ary ny varavarana lamba amin'ny varavaran'ny trano-lay fihaonana,