Numbers 4:26 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny fefy lamban’ny kianja sy ny vavahady lamba amin’ny vavahadin’ny kianja, izay manodidina ny tabernakely sy ny alitara, ny kofehy mbamin’ny fiasana rehetra momba azy. Izay asa rehetra momba ireo no ho fanompoany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny fefy lamban’ny kianja manodidina ny Fonenana sy ny ôtely, ary ny kofehy amam-panaka rehetra momba azy; dia izy ireo no hanao ny fanompoana rehetra momba izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ny fefilamban’ny kianja sy ny lambam-baravaran’ny vavahadin’ny kianja izay manodidina ny Fonena-masina sy ny alitara, ny tady mamaritra ny kianja ary ny kojakoja rehetra ho an’ny fanompoany, dia izay rehetra nomena azy hiasany.
Malagasy Bible 1865
ary ny fefy lamban'ny kianja sy ny vavahady lamba amin'ny vavahadin'ny kianja, izay manodidina ny tabernakely sy ny alitara, ary ny kofehiny mbamin'ny fiasana rehetra momba azy; ary izay rehetra hatao amin'ireo no ho fanompoany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny fefy lamban’ny kianja sy ny vavahady lamba amin’ny vavahadin’ny kianja, izay manodidina ny tabernakely sy ny alitara, ny kofehy mbamin’ny fiasana rehetra momba azy. Izay asa rehetra momba ireo no ho fanompoany.
malagasy