Numbers 4:28 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izany no ho fanompoan’ny fianakavian’ny Gersonita momba ny tranolay fihaonana; ny ho mpifehy azy amin’izany anjara raharahany izany dia Itamara, zanak’i Arona mpisorona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izany no fanompoan’ny fianakavian’ny zanaky ny Gersônita amin’ny trano lay fihaonana, izany no raharahany eo ambanin’ny fitandreman’i Itamara, zanak’i Aarôna mpisorona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izany no fanompoana nampiandraketina ny tariky ny Gersônita tao amin’ny Tranolay fihaonana. I Itamara zanakalahin’i Aharôna mpisorona no hanara-maso azy amin’izany.
Malagasy Bible 1865
Izany no ho fanompoan'ny fokon'ny Gersonita ny amin'ny trano-lay fihaonana; ary ny ho mpifehy azy amin'izany anjara-raharahany izany dia Itamara, zanak'i Arona mpisorona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izany no ho fanompoan’ny fianakavian’ny Gersonita momba ny tranolay fihaonana; ny ho mpifehy azy amin’izany anjara raharahany izany dia Itamara, zanak’i Arona mpisorona.
malagasy
Izany no ho fanompoan'ny fokon'ny Gersonita ny amin'ny trano-lay fihaonana; ary ny ho mpifehy azy amin'izany anjara-raharahany izany dia Itamara, zanak'i Arona mpisorona.