Numbers 4:29 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny amin’ny taranak’i Merary, dia araka ny fokony sy ny fianakaviany no handaminanao azy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Alao isa ny taranak’i Merarỳ, araka ny fianakaviany, araka ny fokom-pianakaviany avy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Ataovy koa ny fanisana ny taranak’i Merarỳ, isan-tarika sy isam-pianakaviana.
Malagasy Bible 1865
Ny amin'ny taranak'i Merary, dia araka ny fokony sy ny fianakaviany no handaminanao azy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny amin’ny taranak’i Merary, dia araka ny fokony sy ny fianakaviany no handaminanao azy;
malagasy
Ny amin'ny taranak'i Merary, dia araka ny fokony sy ny fianakaviany no handaminanao azy;