Numbers 4:3 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
hatramin’ny telopolo taona ka hatramin’ny dimampolo taona, dia izay rehetra azo alefa hanafika, fa hanao fanompoana ao amin’ny tranolay fihaonana ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
hatramin’ny telopolo taona no ho miakatra ka hatramin’ny dimampolo taona; dia izay rehetra voatendry hanao fanompoana hahavita raharaha ao amin’ny trano lay fihaonana.
Malagasy Bible 1865
hatramin'ny telo-polo taona ka hatramin'ny dimam-polo taona, dia izay rehetra miditra amin'ny antokony hanao raharaha ao amin'ny trano-lay fihaonana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
hatramin’ny telopolo taona ka hatramin’ny dimampolo taona, dia izay rehetra azo alefa hanafika, fa hanao fanompoana ao amin’ny tranolay fihaonana* ireo.
malagasy
hatramin'ny telo-polo taona ka hatramin'ny dimam-polo taona, dia izay rehetra miditra amin'ny antokony hanao raharaha ao amin'ny trano-lay fihaonana.