Numbers 4:31 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao no ho anjara raharahany ny amin’ny entana araka ny fanompoana rehetra ao amin’ny tranolay fihaonana: Ireo hazo fisaka amin’ny tabernakely sy ny barany, ny andriny sy ny faladiany,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka izao no omena hokarakarainy, dia ny zavatra hoentiny araka ny fanompoany rehetra ao amin’ny trano lay fihaonana: ny hazo fisaka amin’ny Fonenana, ny barany, ny andriny, ny faladiany,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izao no asa hampiandraiketina azy: dia ny hitondra ireo hazo fisaky ny Fonena-masina, ny barany, ny andriny, ny faladiany,
Malagasy Bible 1865
Ary izao no ho anjara-raharahany ny amin'ny entana araka ny fanompoany rehetra ao amin'ny trano-lay fihaonana: ny zana-kazo amin'ny tabernakely sy ny barany sy ny andriny sy ny faladiany,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao no ho anjara raharahany ny amin’ny entana araka ny fanompoana rehetra ao amin’ny tranolay fihaonana: Ireo hazo fisaka amin’ny tabernakely* sy ny barany, ny andriny sy ny faladiany,
malagasy
Ary izao no ho anjara-raharahany ny amin'ny entana araka ny fanompoany rehetra ao amin'ny trano-lay fihaonana: ny zana-kazo amin'ny tabernakely sy ny barany sy ny andriny sy ny faladiany,