Numbers 4:34 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary i Mosesy sy i Arona mbamin’ireo lohan’ny fiangonana nanisa dia ny taranaky ny Kehatita, araka ny fokony sy ny fianakaviany avy,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary i Môizy sy i Aarôna mbamin’ny filohan’ny fiangonana nanisa ny taranaky ny Kaatita, araka ny fianakaviany, araka ny fokom-pianakaviany avy,
Malagasy Bible 1865
Ary Mosesy sy Arona ary ny lohan'ny fiangonana nandamina ny taranaky ny Kehatita, araka ny fokony sy ny fianakaviany avy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary i Mosesy sy i Arona mbamin’ireo lohan’ny fiangonana nanisa dia ny taranaky ny Kehatita, araka ny fokony sy ny fianakaviany avy,
malagasy
Ary Mosesy sy Arona ary ny lohan'ny fiangonana nandamina ny taranaky ny Kehatita, araka ny fokony sy ny fianakaviany avy,