Numbers 4:37 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ireo no voaisa tamin’ny fianakavian’ny Kehatita, dia izay rehetra manao fanompoana ao amin’ny tranolay fihaonana, izay nisain’i Mosesy sy i Arona araka ny didin’NY TOMPO nampitondrainy an’i Mosesy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ireo no voaisa tamin’ny fianakavian’ny Kaatita, dia izay rehetra manao fanompoana ao amin’ny trano lay fihaonana. Araka ny didy nomen’i Iaveh tamin’ny alalan’i Môizy no nanaovan’i Môizy sy i Aarôna izany fanisana izany.
Malagasy Bible 1865
Ireo no nalamina tamin'ny fokon'ny Kehatita, dia izay rehetra manao fanompoana ao amin'ny trano-lay fihaonana, izay nalamin'i Mosesy sy Arona araka ny didin'i Jehovah nampitondrainy an'i Mosesy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ireo no voaisa tamin’ny fianakavian’ny Kehatita, dia izay rehetra manao fanompoana ao amin’ny tranolay fihaonana, izay nisain’i Mosesy sy i Arona araka ny didin’NY TOMPO nampitondrainy an’i Mosesy.
malagasy