Numbers 4:38 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay voaisa tamin’ny taranak’i Gersona, araka ny fokony sy ny fianakaviany,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny voaisa tamin’ny taranak’i Gersôna araka ny fianakaviany, araka ny fokom-pianakaviany avy,
Malagasy Bible 1865
Ary izay nalamina tamin'ny taranak'i Gersona, araka ny fokony sy ny fianakaviany,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay voaisa tamin’ny taranak’i Gersona, araka ny fokony sy ny fianakaviany,
malagasy
Ary izay nalamina tamin'ny taranak'i Gersona, araka ny fokony sy ny fianakaviany,