Numbers 4:39 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
hatramin’ny telopolo taona ka hatramin’ny dimampolo taona, dia izay rehetra tokony hanafika, fa hanao fanompoana ao amin’ny tranolay fihaonana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny hatramin’ny telopolo taona no ho miakatra dia hatramin’ny dimampolo taona, izay rehetra tsy maintsy manao ny fanompoana, izay manana anjara raharaha ao amin’ny trano lay fihaonana,
Malagasy Bible 1865
hatramin'ny telo-polo taona ka hatramin'ny dimam-polo taona, dia izay rehetra niditra amin'ny antokony hanao fanompoana ao amin'ny trano-lay fihaonana
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
hatramin’ny telopolo taona ka hatramin’ny dimampolo taona, dia izay rehetra tokony hanafika, fa hanao fanompoana ao amin’ny tranolay fihaonana.
malagasy
hatramin'ny telo-polo taona ka hatramin'ny dimam-polo taona, dia izay rehetra niditra amin'ny antokony hanao fanompoana ao amin'ny trano-lay fihaonana