Numbers 4:40 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay voaisa taminy, araka ny fokony sy ny fianakaviany, dia telopolo sy eninjato sy roa arivo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia 2.630 no voaisa araka ny fianakaviany, araka ny fokom-pianakaviany avy.
Malagasy Bible 1865
izay nalamina taminy, araka ny fokony sy ny fianakaviany, dia telo-polo amby enin-jato sy roa arivo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay voaisa taminy, araka ny fokony sy ny fianakaviany, dia telopolo sy eninjato sy roa arivo.
malagasy
izay nalamina taminy, araka ny fokony sy ny fianakaviany, dia telo-polo amby enin-jato sy roa arivo.