Numbers 4:41 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ireo no voaisa tamin’ny fokon’ny taranak’i Gersona, dia izay rehetra manao fanompoana ao amin’ny tranolay fihaonana ka nalamin’i Mosesy sy i Arona araka ny didin’NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ireo no voaisa tamin’ny fianakavian’ny taranak’i Gersôna, dia izay rehetra nanao fanompoana ao amin’ny trano lay fihaonana. Didin’i Iaveh no nanaovan’i Môizy sy i Aarôna izany fanisana izany.
Malagasy Bible 1865
Ireo no nalamina tamin'ny fokon'ny taranak'i Gersona, izay rehetra manao fanompoana ao amin'ny trano-lay fihaonana, dia izay nalamin'i Mosesy sy Arona araka ny didin'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ireo no voaisa tamin’ny fokon’ny taranak’i Gersona, dia izay rehetra manao fanompoana ao amin’ny tranolay fihaonana ka nalamin’i Mosesy sy i Arona araka ny didin’NY TOMPO.
malagasy