Numbers 4:45 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ireo no voaisa tamin’ny fianakavian’ny taranak’i Merary, izay nisain’i Mosesy sy i Arona araka ny didin’NY TOMPO nampitondrainy an’i Mosesy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ireo no voaisa tamin’ny fianakavian’ny taranak’i Merarỳ. Didy nomen’i Iaveh tamin’ny alalan’i Môizy sy i Aarôna izany fanisana izany.
Malagasy Bible 1865
ireo no nalamina tamin'ny fokon'ny taranak'i Merary, izay nalamin'i Mosesy sy Arona araka ny didin'i Jehovah izay nampitondrainy an'i Mosesy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ireo no voaisa tamin’ny fianakavian’ny taranak’i Merary, izay nisain’i Mosesy sy i Arona araka ny didin’NY TOMPO nampitondrainy an’i Mosesy.
malagasy