Numbers 4:46 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny tontalin’ny taranak’i Levy izay voaisan’i Mosesy sy i Arona mbamin’ireo lehiben’ny Israely, araka ny fokony sy ny fianakaviany,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny voaisa rehetra tamin’ny Levita, izay nisain’i Môizy sy i Aarôna mbamin’ny filohan’i Israely, araka ny fianakaviany, araka ny fokom-pianakaviany avy,
Malagasy Bible 1865
Ny tontalin'ny taranak'i Levy izay nalamin'i Mosesy sy Arona mbamin'ny lohan'ny Isiraely, araka ny fokony sy ny fianakaviany
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny tontalin’ny taranak’i Levy izay voaisan’i Mosesy sy i Arona mbamin’ireo lehiben’ny Israely, araka ny fokony sy ny fianakaviany,
malagasy
Ny tontalin'ny taranak'i Levy izay nalamin'i Mosesy sy Arona mbamin'ny lohan'ny Isiraely, araka ny fokony sy ny fianakaviany