Numbers 4:47 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
hatramin’ny telopolo taona ka hatramin’ny dimampolo taona, dia izay rehetra niditra hanao raharaha amin’ny fanompoana, dia ny fanompoana ny amin’ny fitondrana entana ao amin’ny tranolay fihaonana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
hatramin’ny telopolo taona no ho miakatra dia hatramin’ny dimampolo taona, izay rehetra tsy maintsy manana anjara raharaha amin’ny fanompoana sy ny fitondrana entana momba ny trano lay fihaonana,
Malagasy Bible 1865
hatramin'ny telo-polo taona ka hatramin'ny dimam-polo taona, dia izay rehetra niditra hanao raharaha amin'ny fanompoana sy ny fitondrana entana ao amin'ny trano-lay fihaonana,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
hatramin’ny telopolo taona ka hatramin’ny dimampolo taona, dia izay rehetra niditra hanao raharaha amin’ny fanompoana, dia ny fanompoana ny amin’ny fitondrana entana ao amin’ny tranolay fihaonana.
malagasy