Numbers 4:48 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay voaisa taminy dia valopolo sy dimanjato sy valo arivo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia 8.580 no voaisa.
Malagasy Bible 1865
izay nalamina taminy dia valo-polo amby diman-jato sy valo arivo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay voaisa taminy dia valopolo sy dimanjato sy valo arivo.
malagasy
izay nalamina taminy dia valo-polo amby diman-jato sy valo arivo.Araka ny didin'i Jehovah izay nampitondrainy an'i Mosesy no nandaminany azy samy ho amin'ny fanompoany avy sy ny anjara-entany avy ary ny zavatra nalamina araka izay nandidian'i Jehovah an'i Mosesy.