Numbers 4:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
hoditra trozona no hataony sarona eo amboniny, koa lamba volon’ondry manga tokam-bolo no hovelariny ary hasarony eo ambonin’io, dia hataony eo aminy ny baony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary hodi-dogaona no harakony eo ambonin’io; lamba jaky volomparasy iray volo no hovelariny ambonin’izay; izay vao hapetany eo ny baony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
hasiany lamba hoditra manify eo ambonin’izany, dia hamelarany lamba volomparasy indray eo ambonin’io, vao hapetrany ny bao filanjana azy.
Malagasy Bible 1865
ary hodi-takasy no hataony sarona eo amboniny, ka lamba volon'ondry manga tokam-bolo no hovelariny hasarony eo ambonin'io, dia hataony eo aminy ny baony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
hoditra trozona no hataony sarona eo amboniny, koa lamba volon’ondry manga tokam-bolo no hovelariny ary hasarony eo ambonin’io, dia hataony eo aminy ny baony.
malagasy
ary hodi-takasy no hataony sarona eo amboniny, ka lamba volon'ondry manga tokam-bolo no hovelariny hasarony eo ambonin'io, dia hataony eo aminy ny baony.