Numbers 5:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy NY TOMPO tamin’i Mosesy:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary niteny tamin’i Môizy i Iaveh ka nanao hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niteny tamin’i Mosesy ny TOMPO
Malagasy Bible 1865
Ary Jehovah niteny tamin'i Mosesy ka nanao hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy NY TOMPO tamin’i Mosesy:
malagasy
[Lalàna ny amin'ny famoahana izay misy fahalotoana ho any ivelan'ny toby] Ary Jehovah niteny tamin'i Mosesy ka nanao hoe: