Numbers 5:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ho azy koa ny zava-masina aterin’ny olona rehetra; na inona na inona omen’ny olona ho an’ny mpisorona, dia ho azy izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
azy avokoa ny zavatra atokan’ny olona rehetra na iza na iza. Izay omen’ny olona ho an’ny mpisorona dia ho azy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Azy ny zava-masina aterin’ny olona tsirairay; ary na inona na inona omen’ny olona ny mpisorona dia azy koa.
Malagasy Bible 1865
Ary ho azy ny zava-masina aterin'ny olona rehetra; na inona na inona omen'olona ho an'ny mpisorona, dia ho azy izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ho azy koa ny zava-masina aterin’ny olona rehetra; na inona na inona omen’ny olona ho an’ny mpisorona, dia ho azy izany.
malagasy
Ary ho azy ny zava-masina aterin'ny olona rehetra; na inona na inona omen'olona ho an'ny mpisorona, dia ho azy izany.