Numbers 5:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
satria nisy lehilahy nandry taminy, saingy tsy hitan’ny lahy fa miafina Ravehivavy ka voaloto, nefa tsy misy vavolombelona hiampanga azy ary tsy nisy izay nahatratra azy,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa misy lehilahy hafa miray aminy, nefa zavatra miafina amin’ny mason’ny lahy izany, fa mangingina no anaovan-dravehivavy fahalotoana, tsy misy vavolombelona hiampanga azy, ary tsy azo olan-tanana izy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
lehilahy hafa no nanao firaisana taminy ka nandoto azy, nefa tsy hitan’ny lahy izy fa niafina sady tsy misy vavolombelona hiampanga azy no tsy tratra am-bodiomby koa.
Malagasy Bible 1865
fa nisy lehilahy nandry taminy, nefa tsy hitan'ny lahy, fa miafina, ary voaloto ravehivavy, nefa tsy misy vavolombelona hiampanga azy, ary tsy azo olan-tanana izy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
satria nisy lehilahy nandry taminy, saingy tsy hitan’ny lahy fa miafina Ravehivavy ka voaloto, nefa tsy misy vavolombelona hiampanga azy ary tsy nisy izay nahatratra azy,
malagasy
fa nisy lehilahy nandry taminy, nefa tsy hitan'ny lahy, fa miafina, ary voaloto ravehivavy, nefa tsy misy vavolombelona hiampanga azy, ary tsy azo olan-tanana izy;