Numbers 5:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
na koa misy fiahiahiana ao amin’ny lahy ka miahiahy ny vadiny izy, sady efa voaloto Ravehivavy, na raha misy fiahiahiana ao amin’ny lahy ka miahiahy ny vadiny izy, kanefa tsy voaloto Ravehivavy,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
raha voan’ny fiahiahiana ny lahy, ka miahiahy ny vadiny manao fahalotoana, na raha voan’ny fiahiahiana ny lahy, ka miahiahy ny vadiny tsy manao fahalotoana,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia saropiaro ny lahy ka miahiahy ny vadiny sady voaloto tokoa io; na saropiaro izy ka miahiahy ny vadiny saingy tsy voaloto kosa io.
Malagasy Bible 1865
kanefa misy fiahiahiana ao amin'ny lahy, ka miahiahy ny vadiny izy, sady efa voaloto ravehivavy; na misy fiahiahiana ao amin'ny lahy, ka miahiahy ny vadiny izy, kanjo tsy voaloto ravehivavy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
na koa misy fiahiahiana ao amin’ny lahy ka miahiahy ny vadiny izy, sady efa voaloto Ravehivavy, na raha misy fiahiahiana ao amin’ny lahy ka miahiahy ny vadiny izy, kanefa tsy voaloto Ravehivavy,
malagasy
kanefa misy fiahiahiana ao amin'ny lahy, ka miahiahy ny vadiny izy, sady efa voaloto ravehivavy; na misy fiahiahiana ao amin'ny lahy, ka miahiahy ny vadiny izy, kanjo tsy voaloto ravehivavy;