Numbers 5:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hampanakaiky azy ny mpisorona ka hampijoro azy eo anatrehan’NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Ary ny mpisorona hampanatona an-dravehivavy hitsangana eo anatrehan’i Iaveh;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoentin’ny mpisorona eo amin’ny Toeramasina ravehivavy mba hiseho eo anatrehan’ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Ary hampanakaiky azy ny mpisorona ka hampitoetra azy eo anatrehan'i Jehovah;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hampanakaiky azy ny mpisorona ka hampijoro azy eo anatrehan’NY TOMPO.
malagasy
Ary hampanakaiky azy ny mpisorona ka hampitoetra azy eo anatrehan'i Jehovah;