Numbers 5:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia haka rano nohamasinina amin’ny lovia tany ny mpisorona; ary ny vovoka eo amin’izay itoeran’ny tabernakely dia hakan’ny mpisorona ka hataony amin’ny rano.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia haka rano masina amin’ny lovia tany ny mpisorona ka hasiany vovoka nalainy avy amin’ny tanin’ny Fonenana ny rano.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hisy rano manan-kasina halain’ny mpisorona amin’ny lovia tany ka hafangarony amin’ny vovoka noraofina teo amin’ny tanin’ny Fonena-masina.
Malagasy Bible 1865
dia haka rano masina amin'ny lovia tany ny mpisorona; ary ny vovoka eo amin'izay itoeran'ny tabernakely dia hangalan'ny mpisorona ka hataony amin'ny rano;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia haka rano nohamasinina amin’ny lovia tany ny mpisorona; ary ny vovoka eo amin’izay itoeran’ny tabernakely* dia hakan’ny mpisorona ka hataony amin’ny rano.
malagasy
dia haka rano masina amin'ny lovia tany ny mpisorona; ary ny vovoka eo amin'izay itoeran'ny tabernakely dia hangalan'ny mpisorona ka hataony amin'ny rano;