Numbers 5:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mandidia ny Zanak’Israely hamoaka ny boka rehetra sy ny marary mitsika rehetra ary ny maloto tamim-paty rehetra hiala amin’ny toby.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Asaovy avoaky ny zanak’i Israely any ivelan’ny toby izay rehetra boka, na voan’ny fitsihana, na voaloton’ny faty.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
mba handidy ny Israelita hoe: –Aoka havoaka hiala ny toby avokoa izay rehetra marary hoditra, na voan’ny angatra, na maloto nikasi-paty!
Malagasy Bible 1865
Mandidia ny Zanak'Isiraely hamoaka ny boka rehetra sy ny marary mitsika rehetra ary ny maloto amim-paty rehetra hiala amin'ny toby;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mandidia ny Zanak’Israely hamoaka ny boka rehetra sy ny marary mitsika rehetra ary ny maloto tamim-paty rehetra hiala amin’ny toby.
malagasy
Mandidia ny Zanak'Isiraely hamoaka ny boka rehetra sy ny marary mitsika rehetra ary ny maloto amim-paty rehetra hiala amin'ny toby;