Numbers 5:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa raha nivaona tamin’ny vadinao kosa ianao ka voaloto, fa nisy lehilahy nandry taminao, afa-tsy ny vadinao,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa raha nivily kosa nanao fahalotoana ianao, dieny mbola eo am-pelatanan’i vadinao, fa lehilahy hafa afa-tsy ny vadinao no nandry taminao,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa raha voaloto tamin’ny nanitsakitsahanao ny vadinao kosa ianao, ka niray tamin’olon-kafa ankoatra ny vadinao,
Malagasy Bible 1865
fa raha nivily niala tamin'ny vadinao kosa ianao ka voaloto ihany, fa nisy lehilahy nandry taminao, afa-tsy ny vadinao,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa raha nivaona tamin’ny vadinao kosa ianao ka voaloto, fa nisy lehilahy nandry taminao, afa-tsy ny vadinao,
malagasy
fa raha nivily niala tamin'ny vadinao kosa ianao ka voaloto ihany, fa nisy lehilahy nandry taminao, afa-tsy ny vadinao,