Numbers 5:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary ity rano mitondra ozona ity dia hiditra any amin’ny tsinainao ka hampivonto ny kibonao sy hampifezaka ny fenao! Ary Ravehivavy hiteny hoe: Amena! Amena!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary aoka ity rano mitondra ozona ity no hiditra ao an-kibonao, ka hampivonto ny kibonao sy hampifezaka ny ilanao.› Dia hiteny ravehivavy hanao hoe: ‹Amen, amen.›
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ity rano mitondra ozona ity anie no hiditra ao an-kibonao ka hampivonto azy sy hahamomba anao!» Dia hamaly ravehivavy hoe: ‹ Amen! Ho tanteraka anie izany!›
Malagasy Bible 1865
ary ity rano mitondra ozona ity dia hiditra ao an-kibonao ka hampivonto ny kibonao sy hampifezaka ny fenao. Ary ravehivavy hanao hoe: Amena, amena.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary ity rano mitondra ozona ity dia hiditra any amin’ny tsinainao ka hampivonto ny kibonao sy hampifezaka ny fenao! Ary Ravehivavy hiteny hoe: Amena*! Amena!
malagasy
ary ity rano mitondra ozona ity dia hiditra ao an-kibonao ka hampivonto ny kibonao sy hampifezaka ny fenao. Ary ravehivavy hanao hoe: Amena, amena.