Numbers 5:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hosoratan’ny mpisorona amin’ny taratasy izany fiozonana izany ka hosasany eo amin’ny rano mangidy ny soratra;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Hosoratan’ny mpisorona amin’ny horonan-taratasy izany fanozonana izany, vao hosasany amin’ny rano mangidy indray,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Horaiketin’ny mpisorona an-tsoratra izany tsitsika izany ka hasitriny ao anatin’ny rano mangidy ny taratasy mba hahavoafafa ny soratra.
Malagasy Bible 1865
Ary hosoratan'ny mpisorona amin'ny taratasy izany fiozonana izany ka hosasany eo amin'ny rano mangidy ny soratra;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hosoratan’ny mpisorona amin’ny taratasy izany fiozonana izany ka hosasany eo amin’ny rano mangidy ny soratra;
malagasy
Ary hosoratan'ny mpisorona amin'ny taratasy izany fiozonana izany ka hosasany eo amin'ny rano mangidy ny soratra;