Numbers 5:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary hampisotroiny an-dRavehivavy ny rano mangidy mitondra ozona; ary ny rano izay mitondra ozona dia hiditra ao anatiny ho zava-mangidy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia hampisotroiny an-dravehivavy ny rano mangidy mitondra ozona ary hiditra ao anatiny ka ho mangidy aminy ny rano mitondra ozona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hampisotroiny an-dravehivavy ny rano mangidy mitondra ozona; ary io rano io dia hiditra ao an-kibony ka ho tonga mangidy aminy.
Malagasy Bible 1865
dia hampisotroiny an-dravehivavy ny ranom-pangidiana mitondra ozona; atỳ ny rano izay mitondra ozona dia hiditra ao anatiny ho zava-mangidy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary hampisotroiny an-dRavehivavy ny rano mangidy mitondra ozona; ary ny rano izay mitondra ozona dia hiditra ao anatiny ho zava-mangidy.
malagasy
dia hampisotroiny an-dravehivavy ny ranom-pangidiana mitondra ozona; atỳ ny rano izay mitondra ozona dia hiditra ao anatiny ho zava-mangidy.